Madagaskar
Ny Ambasadaoron’ny Repoblikan’i Madagasikara
 Andriamatoa Alphonse Ralison
sy Ramatoa vadiny
 

 dia faly manasa antsika rehetra Malagasy Mpiray Tanindrazana

   hanatrika ny lanonana fankalazana ny faha-46 taonan’ny fahaleovantena
ny Asabotsy faha-1 Jolay 2006
manomboka amin’ny 6 ora hariva ka hatramin’ny 5 ora maraina

ao amin’ny Arlecchino Kochstrasse 66 – 10969 Berlin.

    Tél : 03322 / 23 14 0 sy 23 14 21
Fax : 03322 / 23 14 29

( Hiangaviana isika mba hampandre ny fahatongavana alohan’ny Talata 20 Jiona 2006 )